plt_tn/rom/06/08.md

12 lines
504 B
Markdown

# maty niaraka tamin'i Kristy isika
Eto ny teny hoe "maty" dia maneho ny zava-misy fa ireo mpino dia tsy fehezin'ny fahotana intsony.
# Isika dia mahafantatra fa nitsangana tamin'ny maty Kristy
Afaka adika hoe DH: "Fantantsika fa Andriamanitra dia namelona an'i Kristy indray taorian'ny nahafatesany"
# Tsy manjaka Aminy intsony ny fahafatesana.
Eto ny teny hoe "fahafatesana" dia voafaritra ho toy ny mpanjaka na mpanapaka izay manana fahefana amin'ny olona. DH: "Tsy hiverina ho faty intsony Izy"