plt_tn/rom/06/08.md

504 B

maty niaraka tamin'i Kristy isika

Eto ny teny hoe "maty" dia maneho ny zava-misy fa ireo mpino dia tsy fehezin'ny fahotana intsony.

Isika dia mahafantatra fa nitsangana tamin'ny maty Kristy

Afaka adika hoe DH: "Fantantsika fa Andriamanitra dia namelona an'i Kristy indray taorian'ny nahafatesany"

Tsy manjaka Aminy intsony ny fahafatesana.

Eto ny teny hoe "fahafatesana" dia voafaritra ho toy ny mpanjaka na mpanapaka izay manana fahefana amin'ny olona. DH: "Tsy hiverina ho faty intsony Izy"