plt_tn/rom/05/18.md

24 lines
746 B
Markdown

# tamin'ny alalan'ny fahadisaon'ny iray
"tamin'ny alalan'ny fahotana iray izay nataon'i Adama" na "noho ny fahotan'i Adama"
# nahatonga ny olona amin'ny fanamelohana
Eto ny teny hoe "fanamelohana" dia milaza ny sazin'Andriamanitra. DH: "ny olona rehetra dia mendrika ny sazin'Andriamanitra noho ny fahotana"
# asa .. iray
Ny soron'i Jesosy Kristy
# ny fanamarinan'ny fiainana ho an'ny olona rehetra
Eto ny teny hoe "fanamarinana" dia maneho ny fahafahan'Andriamanitra manamarina ny olona ao aminy. DH: "Ny fanomezan'Andriamanitra mba hanamarinana ny olona rehetra ao aminy"
# tsy fankatoavan'ny olona iray
ny tsy fankatoavan'i Adama
# hahatonga ny maro ho marina
Afaka adika hoe. DH: "Andriamanitra dia hanamarina olona maro ao aminy"