# tamin'ny alalan'ny fahadisaon'ny iray "tamin'ny alalan'ny fahotana iray izay nataon'i Adama" na "noho ny fahotan'i Adama" # nahatonga ny olona amin'ny fanamelohana Eto ny teny hoe "fanamelohana" dia milaza ny sazin'Andriamanitra. DH: "ny olona rehetra dia mendrika ny sazin'Andriamanitra noho ny fahotana" # asa .. iray Ny soron'i Jesosy Kristy # ny fanamarinan'ny fiainana ho an'ny olona rehetra Eto ny teny hoe "fanamarinana" dia maneho ny fahafahan'Andriamanitra manamarina ny olona ao aminy. DH: "Ny fanomezan'Andriamanitra mba hanamarinana ny olona rehetra ao aminy" # tsy fankatoavan'ny olona iray ny tsy fankatoavan'i Adama # hahatonga ny maro ho marina Afaka adika hoe. DH: "Andriamanitra dia hanamarina olona maro ao aminy"