plt_tn/rom/04/11.md

785 B

mariky ny fahamarinan'ny finoana izay efa nananany raha mbola tsy voafora izy

Eto ny teny hoe "fahamarinan'ny finoana" dia midika fa noraisin'Andriamanitra ho marina izy. DH: "famantarana hita maso izay nandraisan'Andriamanitra azy ho marina satria nino an'Andriamanitra talohan'ny namorana azy izy"

Midika izany fa ny fahamarinana dia ho isaina ho azy ireo

Afaka adika hoe DH: "Izany dia midika fa ho raisin'Andriamanitra ho marina izy ireo"

Abrahama dia lasa rain'ny voafora

Eto ny teny hoe "voafora" dia ilazana ireo mpino an'Andriamanitra marina, na ireo Jiosy na Jentilisa.

manaraka ny dian'ny finoan'ny Abrahama raintsika

Eto ny teny hoe "manaraka ny dia" dia fomba fiteny izay midika fanarahana ny ohatry ny olona iray. DH: "araho ny ohatr'i Abrahama raintsika"