# mariky ny fahamarinan'ny finoana izay efa nananany raha mbola tsy voafora izy Eto ny teny hoe "fahamarinan'ny finoana" dia midika fa noraisin'Andriamanitra ho marina izy. DH: "famantarana hita maso izay nandraisan'Andriamanitra azy ho marina satria nino an'Andriamanitra talohan'ny namorana azy izy" # Midika izany fa ny fahamarinana dia ho isaina ho azy ireo Afaka adika hoe DH: "Izany dia midika fa ho raisin'Andriamanitra ho marina izy ireo" # Abrahama dia lasa rain'ny voafora Eto ny teny hoe "voafora" dia ilazana ireo mpino an'Andriamanitra marina, na ireo Jiosy na Jentilisa. # manaraka ny dian'ny finoan'ny Abrahama raintsika Eto ny teny hoe "manaraka ny dia" dia fomba fiteny izay midika fanarahana ny ohatry ny olona iray. DH: "araho ny ohatr'i Abrahama raintsika"