plt_tn/rom/04/06.md

564 B

Davida ihany koa dia manonona tso-drano amin'ny olona izay isain'Andriamanitra ho marina nefa tsy miasa

''Davida ihany koa dia nanoratra momba ny fomba fitahian'Andriamanitra ny olona izay nohamarinin'Andriamanitra tsy tamin'ny asa"

ireo izay voavela ny helony, ary koa ireo izay voasarona ny helony. Sambatra ny olona izay tsy hisain'ny Tompo heloka.

Voalaza amin'ny fomba telo samihafa ny foto-kevitra izay mitovy ihany. Afaka adika hoe DH: "ireo izay voavelan'ny Tompo ny helony ... ireo izay voasaron'ny Tompo ny fahotany ... tsy isain'ny Tompo helony"