# Davida ihany koa dia manonona tso-drano amin'ny olona izay isain'Andriamanitra ho marina nefa tsy miasa ''Davida ihany koa dia nanoratra momba ny fomba fitahian'Andriamanitra ny olona izay nohamarinin'Andriamanitra tsy tamin'ny asa" # ireo izay voavela ny helony, ary koa ireo izay voasarona ny helony. Sambatra ny olona izay tsy hisain'ny Tompo heloka. Voalaza amin'ny fomba telo samihafa ny foto-kevitra izay mitovy ihany. Afaka adika hoe DH: "ireo izay voavelan'ny Tompo ny helony ... ireo izay voasaron'ny Tompo ny fahotany ... tsy isain'ny Tompo helony"