plt_tn/rom/04/01.md

764 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia manamafy fa na dia ireo mpino taloha aza dia nohamarinina tamin'Andriamanitra tamin'ny finoana fa tsy tamin'ny lalàna.

Inona ary izany no ho lazaintsika fa hitan'i Abrahama, rain'ny razantsika araky ny no

Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hisintonana ny sain'ny mpamaky, ary manomboka miresaka zava-baovao. DH: "Izany no hitan'i Abrahama razantsika araka ny nofo"

Fa inona no ambaran'ny Soratra Masina

Mampiasa io fanontaniana io i Paoly mba ho fanamafisana. Miresaka ny amin'ny Soratra Masina izy, toy ny hoe velona izany ary afaka miresaka. DH: "Fa afaka vakiantsika ao amin'ny Soratra Masina"

ary nisainy ho fahamarinany izany

Afaka adika hoe DH: "ary noraisin'Andriamanitra ho olona marina Abrahama"