# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia manamafy fa na dia ireo mpino taloha aza dia nohamarinina tamin'Andriamanitra tamin'ny finoana fa tsy tamin'ny lalàna. # Inona ary izany no ho lazaintsika fa hitan'i Abrahama, rain'ny razantsika araky ny no Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hisintonana ny sain'ny mpamaky, ary manomboka miresaka zava-baovao. DH: "Izany no hitan'i Abrahama razantsika araka ny nofo" # Fa inona no ambaran'ny Soratra Masina Mampiasa io fanontaniana io i Paoly mba ho fanamafisana. Miresaka ny amin'ny Soratra Masina izy, toy ny hoe velona izany ary afaka miresaka. DH: "Fa afaka vakiantsika ao amin'ny Soratra Masina" # ary nisainy ho fahamarinany izany Afaka adika hoe DH: "ary noraisin'Andriamanitra ho olona marina Abrahama"