forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
756 B
Markdown
12 lines
756 B
Markdown
# Sa Andriamanitry ny Jiosy irery ihany ve Andriamanitra?
|
|
|
|
Mametraka izany fanontaniana i Paoly mba ho fanamafisana. DH: "Ianao izay Jiosy dia tsy tokony hieritreritra mihitsy fa ianao irery ihany no ho eken'Andriamanitra!"
|
|
|
|
# Moa ve tsy Andriamanitr'ireo Jentilisa koa Izy? Eny, an'ny Jentilisa koa
|
|
|
|
Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly mba hanindriana ny heviny. DH: "Hanaiky ireo tsy Jiosy ihany koa Izy, izany hoe, ireo Jentilisa"
|
|
|
|
# dia hohamarininy amin'ny finoana ireo voafora, ary ireo tsy voafora kosa amin'ny alalan'ny finoana
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "voafora" dia manondro ireo Jiosy ary ny teny hoe "tsy voafora" dia teny ilazana ny tsy Jiosy. DH: "Andriamanitra dia hanamarina ireo Jiosy sy ireo tsy Jiosy eo Aminy amin'ny finoana an'i Kristy"
|