plt_tn/rom/03/29.md

756 B

Sa Andriamanitry ny Jiosy irery ihany ve Andriamanitra?

Mametraka izany fanontaniana i Paoly mba ho fanamafisana. DH: "Ianao izay Jiosy dia tsy tokony hieritreritra mihitsy fa ianao irery ihany no ho eken'Andriamanitra!"

Moa ve tsy Andriamanitr'ireo Jentilisa koa Izy? Eny, an'ny Jentilisa koa

Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly mba hanindriana ny heviny. DH: "Hanaiky ireo tsy Jiosy ihany koa Izy, izany hoe, ireo Jentilisa"

dia hohamarininy amin'ny finoana ireo voafora, ary ireo tsy voafora kosa amin'ny alalan'ny finoana

Eto ny teny hoe "voafora" dia manondro ireo Jiosy ary ny teny hoe "tsy voafora" dia teny ilazana ny tsy Jiosy. DH: "Andriamanitra dia hanamarina ireo Jiosy sy ireo tsy Jiosy eo Aminy amin'ny finoana an'i Kristy"