plt_tn/rom/03/27.md

791 B

Aiza ary izany ny fireharehana? Voafafa izany

Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly mba hampisehoana fa tsy misy antony tokony hireharehana ny amin'ny fankatoavana ny lalàna. DH: "Noho izany dia tsy misy fomba afahantsika mirehareha fa mankasitraka antsika Andriamanitra satria nankatoa ireo lalàna ireo isika. Fireharehana dia voafafa"

Fa inona no antony? Amin'ny asa ve? Tsia, fa nohon'ny finoana

Manontany sy mamaly ireo fanontaniana fampisainana ireo i Paoly mba hanindriana fa ny hevitra rehetra izay lazainy dia marina tokoa. Afaka adika hoe DH: "Inona no antony tokony hanilihantsika ny fireharehana? Tokony ho hahilitsika ve izany noho ireo asa tsara? Tsia, fa tokony ho hahilitsika izany nohon'ny finoana kosa izany"

tsy misy

"ankoatra ny" na "raha tsy jerena ny"