plt_tn/rom/03/27.md

12 lines
791 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aiza ary izany ny fireharehana? Voafafa izany
Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly mba hampisehoana fa tsy misy antony tokony hireharehana ny amin'ny fankatoavana ny lalàna. DH: "Noho izany dia tsy misy fomba afahantsika mirehareha fa mankasitraka antsika Andriamanitra satria nankatoa ireo lalàna ireo isika. Fireharehana dia voafafa"
# Fa inona no antony? Amin'ny asa ve? Tsia, fa nohon'ny finoana
Manontany sy mamaly ireo fanontaniana fampisainana ireo i Paoly mba hanindriana fa ny hevitra rehetra izay lazainy dia marina tokoa. Afaka adika hoe DH: "Inona no antony tokony hanilihantsika ny fireharehana? Tokony ho hahilitsika ve izany noho ireo asa tsara? Tsia, fa tokony ho hahilitsika izany nohon'ny finoana kosa izany"
# tsy misy
"ankoatra ny" na "raha tsy jerena ny"