forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
667 B
Markdown
16 lines
667 B
Markdown
# ao amin'ny ràny
|
|
|
|
Io dia maneho ny fahafatesan'i Jesosy ho sorona ho an'ny fahotana. DH: "tamin'ny fahafatesany ho sorona ho an'ny fahotana''
|
|
|
|
# tsy fijereny
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany 1) tsy niraharaha 2) mamela heloka
|
|
|
|
# nitranga izany rehetra izany ho fampisehoana ny fahamarinany amin'izao fotoana ankehitriny izao
|
|
|
|
"nanao izany izy mba hampisehoana ny fomba hanamarinan'Andriamanitra ny olona amin'ny tenany"
|
|
|
|
# Izany dia mba afahany manaporofo fa marina ny tenany, ary mba hanehoana fa Izy dia manamarina ny rehetra nohon'ny finoana an'i Jesosy
|
|
|
|
"Amin'ny alalan'izany no hanehoany fa izy dia marina sady manambara izay rehetra manana finoana an'i Jesosy ho marina"
|