plt_tn/rom/03/25.md

667 B

ao amin'ny ràny

Io dia maneho ny fahafatesan'i Jesosy ho sorona ho an'ny fahotana. DH: "tamin'ny fahafatesany ho sorona ho an'ny fahotana''

tsy fijereny

Ireo mety ho dikany 1) tsy niraharaha 2) mamela heloka

nitranga izany rehetra izany ho fampisehoana ny fahamarinany amin'izao fotoana ankehitriny izao

"nanao izany izy mba hampisehoana ny fomba hanamarinan'Andriamanitra ny olona amin'ny tenany"

Izany dia mba afahany manaporofo fa marina ny tenany, ary mba hanehoana fa Izy dia manamarina ny rehetra nohon'ny finoana an'i Jesosy

"Amin'ny alalan'izany no hanehoany fa izy dia marina sady manambara izay rehetra manana finoana an'i Jesosy ho marina"