plt_tn/rom/03/09.md

657 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Fintinin'iPaoly fa ny rehetra dia meloky fahotana, tsy misy marina na iray aza, ary tsy misy mitady an'Andriamanitra.

koa inona ary? Manome rariny ny tenantsika ve isika?

Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly ho fanamafisana ny heviny. DH: "Isika Jiosy dia tsy tokony hieritreritra fa ho afaka amin'ny fitsaran'Andriamanitra, satria isika dia Jiosy!"

Tsy izany mihitsy

Ireo teny ireo dia mafonja noho ny teny tsotra hoe "tsia," nefa tsy dia mafonja noho ny hoe "tsia tanteraka!"

Izany dia araky ny voasoratra

Afaka adika hoe DH: "Izany dia araka izay nosoratan'ireo mpaminany ao amin'ny Soratra Masina"