# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Fintinin'iPaoly fa ny rehetra dia meloky fahotana, tsy misy marina na iray aza, ary tsy misy mitady an'Andriamanitra. # koa inona ary? Manome rariny ny tenantsika ve isika? Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly ho fanamafisana ny heviny. DH: "Isika Jiosy dia tsy tokony hieritreritra fa ho afaka amin'ny fitsaran'Andriamanitra, satria isika dia Jiosy!" # Tsy izany mihitsy Ireo teny ireo dia mafonja noho ny teny tsotra hoe "tsia," nefa tsy dia mafonja noho ny hoe "tsia tanteraka!" # Izany dia araky ny voasoratra Afaka adika hoe DH: "Izany dia araka izay nosoratan'ireo mpaminany ao amin'ny Soratra Masina"