plt_tn/rom/03/01.md

1001 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia manambara ny tombontsoa izay hananan'ny Jiosy satria Andriamanitra nanome azy ireo ny lalàny.

Ka inona ary izany no tombotsoa ananan'ny Jiosy? Ary inona no tombotsoan'ny famoràna?

Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hisintonany ny sain'ireo mpamaky. Afaka adika hoe DH: "Ary ireo Jiosy dia tsy hahazo tombony avy amin'ny fanekem-pihavanan'Andriamanitra, na dia nampanantena azy ireo aza Andriamanitra fa hahazo!"

Tsara izany amin'ny fomba rehetra

Eto ny teny hoe "izany" dia ilazana ny maha-isan'ny vaohaka Jiosy. DH: "Misy tombony lehibe!"

Voalohany indrindra

Ireo mety ho dikany dia 1)"voalohany araka fotoana" na 2) "tena azo antoka tokoa" na 3) "tena manan-danja tokoa."

ireo Jiosy dia nanankinana ny fanambarana avy amin'Andriamanitra.

Ny teny hoe "fanambarana" eto dia manambara ny tenin'Andriamanitra sy ireo fampanantenana. Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra nanome ireo teniny mba hitoeran'ireo fampanantenany ho an'ireo Jiosy"