plt_tn/rom/03/01.md

20 lines
1001 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia manambara ny tombontsoa izay hananan'ny Jiosy satria Andriamanitra nanome azy ireo ny lalàny.
# Ka inona ary izany no tombotsoa ananan'ny Jiosy? Ary inona no tombotsoan'ny famoràna?
Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hisintonany ny sain'ireo mpamaky. Afaka adika hoe DH: "Ary ireo Jiosy dia tsy hahazo tombony avy amin'ny fanekem-pihavanan'Andriamanitra, na dia nampanantena azy ireo aza Andriamanitra fa hahazo!"
# Tsara izany amin'ny fomba rehetra
Eto ny teny hoe "izany" dia ilazana ny maha-isan'ny vaohaka Jiosy. DH: "Misy tombony lehibe!"
# Voalohany indrindra
Ireo mety ho dikany dia 1)"voalohany araka fotoana" na 2) "tena azo antoka tokoa" na 3) "tena manan-danja tokoa."
# ireo Jiosy dia nanankinana ny fanambarana avy amin'Andriamanitra.
Ny teny hoe "fanambarana" eto dia manambara ny tenin'Andriamanitra sy ireo fampanantenana. Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra nanome ireo teniny mba hitoeran'ireo fampanantenany ho an'ireo Jiosy"