plt_tn/rom/01/26.md

1.2 KiB

izany

"fanompoan-tsampy sy fijangajangana"

Andriamanitra nanolotra azy ireo ho amin'ny

"Andriamanitra namela azy ireo ho afa--po amin'ny"

filàn-dratsy mamoafady

"filàna ara-nofo mahamenatra"

fa ireo vehivavin'izy ireo

"satria ireo vehivavin'izy ireo"

nanakalo ireo fifandraisana voajanahary tamin'ireo izay tsy voajanahary.

Ny fehezanteny hoe "nankalo ireo fifandraisana voajanahary"dia fanalefahan-teny ilazana ny fahavetavetana. DH: "nanomboka nanantanteraka ny firaisana ara-nofo tsy amin'ny fomba namolavolan'Andriamanitra azy"

ireo lehilahy dia namela ny fifandraisan'izy ireo voajanahary

Eto ny teny hoe "fifandraisana voajanahary" dia fanalefahan-teny ilazana ny firaisana ara-nofo. DH: "maro ny lehilahy nitsahatra ny hanana faniriana firaisana voajanahary amin'ny vehivavy"

nampirehetin'ny filàna

''nahatsapa filàna ara-nofo mafy"

Tsy mendrika

"mahamenatra" na "feno ota"

izay nandray tao amin'izy ireo ny sazy izay mendrika azy ireo nohon'ny fitondra-tena ratsiny.

Eto ny teny hoe "tao amin'izy ireo" dia maneho ny "vatan'izy ireo.'' Afaka adika hoe DH: "Izy ireo dia nofaizin'Andriamanitra tamin'ny aretina tao amin'ny vatan'izy ireo"

nohon'ny fahavetavetan'izy ireo

"fitondran-tena izay ratsy ary maharikoriko''