# izany "fanompoan-tsampy sy fijangajangana" # Andriamanitra nanolotra azy ireo ho amin'ny "Andriamanitra namela azy ireo ho afa--po amin'ny" # filàn-dratsy mamoafady "filàna ara-nofo mahamenatra" # fa ireo vehivavin'izy ireo "satria ireo vehivavin'izy ireo" # nanakalo ireo fifandraisana voajanahary tamin'ireo izay tsy voajanahary. Ny fehezanteny hoe "nankalo ireo fifandraisana voajanahary"dia fanalefahan-teny ilazana ny fahavetavetana. DH: "nanomboka nanantanteraka ny firaisana ara-nofo tsy amin'ny fomba namolavolan'Andriamanitra azy" # ireo lehilahy dia namela ny fifandraisan'izy ireo voajanahary Eto ny teny hoe "fifandraisana voajanahary" dia fanalefahan-teny ilazana ny firaisana ara-nofo. DH: "maro ny lehilahy nitsahatra ny hanana faniriana firaisana voajanahary amin'ny vehivavy" # nampirehetin'ny filàna ''nahatsapa filàna ara-nofo mafy" # Tsy mendrika "mahamenatra" na "feno ota" # izay nandray tao amin'izy ireo ny sazy izay mendrika azy ireo nohon'ny fitondra-tena ratsiny. Eto ny teny hoe "tao amin'izy ireo" dia maneho ny "vatan'izy ireo.'' Afaka adika hoe DH: "Izy ireo dia nofaizin'Andriamanitra tamin'ny aretina tao amin'ny vatan'izy ireo" # nohon'ny fahavetavetan'izy ireo "fitondran-tena izay ratsy ary maharikoriko''