plt_tn/rom/01/22.md

749 B

Izy ireo dia nilaza azy ireo ho hendry, kanefa dia niha-lasa adala

"Ary raha nilaza azy ireo ho hendry izy ireo, dia najary lasa adala"

izy ireo ... izy ireo

ireo olona ao amin'ny 1:18

Ny voninahitran'Andriamanitra tsy mety lo dia natakalon'izy ireo

"nivarotra ny marina fa Andriamanitra dia be voninahitra sady tsy ho faty mandrakizay" na "nitsahatra tsy nino fa Andriamanitra dia be voninahitra sady tsy ho faty mandrakizay"

Ireo sarin'endrika olona

"ary nisafidy ny hanompo ireo sampy miendrika ... kosa"

olona mety lo

"olombelona izay ho faty"

vorona, biby manan-tongotra efatra, sy ireo zavatra mikisaka.

biby misy tongony, ary zavatra mikisaka -" na ''tahaka ny vorona, biby manan-tongotra efatra, na zavatra mikisaka"