forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
749 B
Markdown
24 lines
749 B
Markdown
|
# Izy ireo dia nilaza azy ireo ho hendry, kanefa dia niha-lasa adala
|
||
|
|
||
|
"Ary raha nilaza azy ireo ho hendry izy ireo, dia najary lasa adala"
|
||
|
|
||
|
# izy ireo ... izy ireo
|
||
|
|
||
|
ireo olona ao amin'ny 1:18
|
||
|
|
||
|
# Ny voninahitran'Andriamanitra tsy mety lo dia natakalon'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"nivarotra ny marina fa Andriamanitra dia be voninahitra sady tsy ho faty mandrakizay" na "nitsahatra tsy nino fa Andriamanitra dia be voninahitra sady tsy ho faty mandrakizay"
|
||
|
|
||
|
# Ireo sarin'endrika olona
|
||
|
|
||
|
"ary nisafidy ny hanompo ireo sampy miendrika ... kosa"
|
||
|
|
||
|
# olona mety lo
|
||
|
|
||
|
"olombelona izay ho faty"
|
||
|
|
||
|
# vorona, biby manan-tongotra efatra, sy ireo zavatra mikisaka.
|
||
|
|
||
|
biby misy tongony, ary zavatra mikisaka -" na ''tahaka ny vorona, biby manan-tongotra efatra, na zavatra mikisaka"
|