forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
# Fa ireo endriny tsy hita maso dia hita nazava tsara
|
|
|
|
Azavain'i Paoly ny fomba nanehoan'Andriamanitra ny tenany tamin'ny zanak'olombelona. Rehefa mijery ny asa izay noharian'Andriamanitra isika, dia afaka mahatakatra zavatra momba an'Andriamanitra. Afaka adika hoe DH: "Satria rehefa hitantsika ao amin'ny voahary ny asa mahagagan'Andrimanitra, dia manomboka mahatakatra isika hoe toy ny ahoana Andriamanitra"
|
|
|
|
# Izao tontolo izao
|
|
|
|
Ilazana ny lanitra sy ny tany, ary koa ireo zava-drehetra eo aminy izany.
|
|
|
|
# takatr'izy ireo amin'ny alalan'ny zavatra noforonina.
|
|
|
|
Azonao adika hoe DH: " Ny olona dia afaka mahatakatra ny momban'Andriamanitra amin'ny fijerena ireo zavatra izay namboariny"
|
|
|
|
# endrik'Andriamanitra
|
|
|
|
"ny hatsarana sy ny toetran'Andriamanitra rehetra" na "ireo zavatra momba an'Andriamanitra izay maha Andriamanitra Azy"
|
|
|
|
# ireo olona ireo dia tsy nanana fialan-tsiny
|
|
|
|
"ireo olona ireo dia tsy afaka miteny na oviana na oviana fa tsy nahafantatra"
|
|
|
|
# lasa adala tao an-tsainy izy ireo
|
|
|
|
Afaka adika hoe DH: "nanomboka nieritreitra zavatra adaladala"
|
|
|
|
# nihamaizina ny fo donton'izy ireo.
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "fahamaizinana" dia sarin-teny izay maneho ny tsy fahampian'ny olona fahalalana. DH: "izy ireo dia nanjary tsy nanana fahafahana ny hahatakatra izay tian'Andriamanitra ho fantatr'izy ireo"
|