plt_tn/rev/21/26.md

494 B

Hitondra... izy ireo

"Ireo mpanjakan'ny tany dia hitondra"

ary tsy hisy maloto hiditra

Afaka atao hoe: "izay madio irery ihany no afaka miditra."

ireo izay voasoratra anarana ao amin'ny Bokin'ny Zanak'ondrin'ny fiainana ihany

Afaka atao hoe: "fa ireo anarany izay voasoratry ny Zanak'ondry tao amin'ny Bokin'ny Fiainana ihany"

Zanak'ondry

Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 5:6.