plt_tn/rev/21/26.md

16 lines
494 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hitondra... izy ireo
"Ireo mpanjakan'ny tany dia hitondra"
# ary tsy hisy maloto hiditra
Afaka atao hoe: "izay madio irery ihany no afaka miditra."
# ireo izay voasoratra anarana ao amin'ny Bokin'ny Zanak'ondrin'ny fiainana ihany
Afaka atao hoe: "fa ireo anarany izay voasoratry ny Zanak'ondry tao amin'ny Bokin'ny Fiainana ihany"
# Zanak'ondry
Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 5:6.