forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
794 B
Markdown
20 lines
794 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ity no tapany manaraka amin'ny fahitan'i Jaona. Izy dia mamaritra ny fahitany tampoka seza fiandrianana fotsy lehibe sy ireo maty izay notsaraina.
|
|
|
|
# Ny tany sy ny lanitra dia nandositra ny fanatrehany, kanefa tsy nisy toerana andehanan'izy ireo
|
|
|
|
Jaona dia mamaritra ny lanitra sy ny tany toy ny olona izay miezaka mandositra ny fitsaran'Andriamanitra. Izany dia midika fa Andriamanitra dia hamotika tanteraka ny lanitra sy tany fahiny.
|
|
|
|
# ny lehibe ary ny kely
|
|
|
|
Jaona dia manambatra ireo teny mifanohitra ireo mba hanehoana ny olona maty rehetra.
|
|
|
|
# nisy boky anankiray novelarina
|
|
|
|
Afaka atao hoe: "nisy olona iray namelatra ny boky"
|
|
|
|
# Ny maty dia notsaraina
|
|
|
|
Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia hitsara ny olona izay maty sy velona indray ankehitriny"
|