plt_tn/rev/20/11.md

794 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no tapany manaraka amin'ny fahitan'i Jaona. Izy dia mamaritra ny fahitany tampoka seza fiandrianana fotsy lehibe sy ireo maty izay notsaraina.

Ny tany sy ny lanitra dia nandositra ny fanatrehany, kanefa tsy nisy toerana andehanan'izy ireo

Jaona dia mamaritra ny lanitra sy ny tany toy ny olona izay miezaka mandositra ny fitsaran'Andriamanitra. Izany dia midika fa Andriamanitra dia hamotika tanteraka ny lanitra sy tany fahiny.

ny lehibe ary ny kely

Jaona dia manambatra ireo teny mifanohitra ireo mba hanehoana ny olona maty rehetra.

nisy boky anankiray novelarina

Afaka atao hoe: "nisy olona iray namelatra ny boky"

Ny maty dia notsaraina

Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia hitsara ny olona izay maty sy velona indray ankehitriny"