plt_tn/rev/20/07.md

500 B

hovahana ao amin'ny tranomaiziny Satana

Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia hamaha an'i Satana ao amin'ny tranomaiziny"

amin'ny vazan-tany efatra

Izany dia fomba fiteny izay midika hoe: "izay rehetra ambonin'ny tany." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 7:1.

Goga sy Magoga

Anarana izay ampiasain'ny mpaminany Ezekiela hanehoana tanàna lavitra.

Izy ireo dia ho betsaka tahaka ny fasiky ny ranomasina

Izany dia manamafy ny habetsaky ny isan'ireo miaramila ao amin'ny tafik'i Satana.