plt_tn/rev/20/07.md

16 lines
500 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hovahana ao amin'ny tranomaiziny Satana
Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia hamaha an'i Satana ao amin'ny tranomaiziny"
# amin'ny vazan-tany efatra
Izany dia fomba fiteny izay midika hoe: "izay rehetra ambonin'ny tany." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 7:1.
# Goga sy Magoga
Anarana izay ampiasain'ny mpaminany Ezekiela hanehoana tanàna lavitra.
# Izy ireo dia ho betsaka tahaka ny fasiky ny ranomasina
Izany dia manamafy ny habetsaky ny isan'ireo miaramila ao amin'ny tafik'i Satana.