plt_tn/rev/19/11.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Izany dia fiatombohan'ny fahitana vaovao. Jaona dia manomboka mamaritra ilay mpitaingina ilay soavaly fotsy.
# Dia nahita ny lanitra nisokatra aho
Izany sarisary izany dia ampiasaina mba hanamarihana ny fiatombohan'ny fahitana vaovao.
# Ilay mpitaingina izany
Ilay mpitaingina dia i Jesosy.
# Amin'ny fahamarinana no hitsarany
Eto ny hoe: "fitsarana" dia maneho izay marina. DH: "Izy dia hitsara ny olona rehetra araka izay marina"
# Ireo masony dia toy ny lelan'afo
Jaona dia miteny ireo mason'ny mpitaingina toy ny hoe mazava tahaka ny lelan'afo.
# Manana anarana voasoratra eo aminy
Afaka atao hoe: "Nisy olona iray nanoratra anarana teo aminy"
# izay tsy misy mahafantatra afa-tsy izy ihany
"Izy irery ihany no mahafantatra ny dikan'ilay anarana"
# Miakanjo akanjolava izay natsoboka tao amin'ny rà
Afaka ataonao hoe: DH: "Feno rà ny akanjo lavany"
# ny anarany dia nantsoina hoe ny Tenin'Andriamanitra
Afaka ataonao hoe: DH: "ny anarany ihany koa dia ny Tenin'Andriamanitra"