plt_tn/rev/18/11.md

865 B

misaona ho azy

"misaona ho an'ny olon'ny Babilona"

vato sarobidy, firavaka

"karazam-bato lafo vidy" Jereo izay nandikanao ireo ao amin'ny 17:3.

lamban-drongony

lamba lafo vidy vita amin'ny hariry.

volomparasy

"lamba volomparasy"

landy

lamba malefaka, matanjaka vita amin'ny tady manify izay ataon'ny bibilandy rehefa manao ny tranony izy. DH: "lamba lafo vidy" na "lamba manify" na "lamba tsara tarehy"

mena

"lamba mena"

ny fanaka ivoira

"karazana fanaka vita amin'ny ivoara"

ivoara

fitaovana tsara tarehy fotsy sy mafy izay azon'ny olona avy amin'ny nifin'ny biby lehibe tahaka ny elefanta. DH: "nify be" na "nify sarobidin'ny biby"

marbra

vato fanorenana sarobidy

kanelina

hanitra izay tsara fofona avy amin'ny hodi-kazon'ny karazana zava-maniry iray.

hanitra

zavatra ampiasaina mba hampatsiro sy hampamanitra ny sakafo