# misaona ho azy "misaona ho an'ny olon'ny Babilona" # vato sarobidy, firavaka "karazam-bato lafo vidy" Jereo izay nandikanao ireo ao amin'ny 17:3. # lamban-drongony lamba lafo vidy vita amin'ny hariry. # volomparasy "lamba volomparasy" # landy lamba malefaka, matanjaka vita amin'ny tady manify izay ataon'ny bibilandy rehefa manao ny tranony izy. DH: "lamba lafo vidy" na "lamba manify" na "lamba tsara tarehy" # mena "lamba mena" # ny fanaka ivoira "karazana fanaka vita amin'ny ivoara" # ivoara fitaovana tsara tarehy fotsy sy mafy izay azon'ny olona avy amin'ny nifin'ny biby lehibe tahaka ny elefanta. DH: "nify be" na "nify sarobidin'ny biby" # marbra vato fanorenana sarobidy # kanelina hanitra izay tsara fofona avy amin'ny hodi-kazon'ny karazana zava-maniry iray. # hanitra zavatra ampiasaina mba hampatsiro sy hampamanitra ny sakafo