plt_tn/rev/18/09.md

682 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia miteny izay lazain'ny olona momba an'i Babilona.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Amin'ity andininy ity ny hoe: "-ny" dia maneho ny tanànan'i Babilona.

nijangajanga sy nandeha tsy am-pieritreretana niaraka taminy

"nanota ara-piraisana ara-nofo ary nanao izay tian'izy ireo tahaka izay nataon'ny olon'ny Babilona"

hatahotra ny fijaliany

Afaka atao hoe: "hatahotra fa hijaly tahaka an'i Babilona izy ireo" na "hatahotra fa Andriamanitra dia hampijaly azy ireo tahaka ny fampijaliany an'i Babilona"

Loza, loza

Miverimberina io mba ho fanamafisan-teny.

ho avy ny sazinareo

Ny ho avy dia resahina toy ny hoe tonga.