plt_tn/rev/18/09.md

24 lines
682 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia miteny izay lazain'ny olona momba an'i Babilona.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Amin'ity andininy ity ny hoe: "-ny" dia maneho ny tanànan'i Babilona.
# nijangajanga sy nandeha tsy am-pieritreretana niaraka taminy
"nanota ara-piraisana ara-nofo ary nanao izay tian'izy ireo tahaka izay nataon'ny olon'ny Babilona"
# hatahotra ny fijaliany
Afaka atao hoe: "hatahotra fa hijaly tahaka an'i Babilona izy ireo" na "hatahotra fa Andriamanitra dia hampijaly azy ireo tahaka ny fampijaliany an'i Babilona"
# Loza, loza
Miverimberina io mba ho fanamafisan-teny.
# ho avy ny sazinareo
Ny ho avy dia resahina toy ny hoe tonga.