plt_tn/rev/17/15.md

465 B

Ireo rano izay hitanao, teo amin'ilay nipetrahan'ilay mpijangajanga, no olona, vondron'olona, firenena, ary fiteny

Eto ny hoe: "no" dia midika hoe: "maneho."

Ireo rano

Raha ilainao, dia afaka mampiaa teny izay mamaritra kokoa an'ilay karazana rano. DH: "ireo renirano"

vondron'olona

"vondron'olona lehibe" na "olona maro isa"

ireo fiteny

Izany dia maneho ireo olona izay miteny amin'ny fitenin'izy ireo. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 10:10.