plt_tn/rev/17/15.md

16 lines
465 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo rano izay hitanao, teo amin'ilay nipetrahan'ilay mpijangajanga, no olona, vondron'olona, firenena, ary fiteny
Eto ny hoe: "no" dia midika hoe: "maneho."
# Ireo rano
Raha ilainao, dia afaka mampiaa teny izay mamaritra kokoa an'ilay karazana rano. DH: "ireo renirano"
# vondron'olona
"vondron'olona lehibe" na "olona maro isa"
# ireo fiteny
Izany dia maneho ireo olona izay miteny amin'ny fitenin'izy ireo. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 10:10.