plt_tn/rev/14/13.md

16 lines
575 B
Markdown

# ny maty izay maty
"ireo izay maty"
# izay maty ao amin'ny Tompo
"izay miombona amin'ny Tompo ka maty." Izany dia mety ho maneho ny olona izay voavonon'ireo fahavalony. DH: "izay maty satria niombona tamin'ny Tompo izy ireo"
# ny asa
fahasarotana sy fijaliana
# ny vitan'izy ireo dia hanaraka azy ireo
Ny vitan'izy ireo dia resahina toy ny hoe velona izy ireo ary afaka manaraka an'ireo izay nanao azy ireny. Ireo mety ho dikany: 1) "ireo hafa dia hahafantatra ny asa tsara vitan'ireo olona ireo" na 2) "Andriamanitra dia hamaly soa azy ireo nohon'ny asan'izy ireo."