# ny maty izay maty "ireo izay maty" # izay maty ao amin'ny Tompo "izay miombona amin'ny Tompo ka maty." Izany dia mety ho maneho ny olona izay voavonon'ireo fahavalony. DH: "izay maty satria niombona tamin'ny Tompo izy ireo" # ny asa fahasarotana sy fijaliana # ny vitan'izy ireo dia hanaraka azy ireo Ny vitan'izy ireo dia resahina toy ny hoe velona izy ireo ary afaka manaraka an'ireo izay nanao azy ireny. Ireo mety ho dikany: 1) "ireo hafa dia hahafantatra ny asa tsara vitan'ireo olona ireo" na 2) "Andriamanitra dia hamaly soa azy ireo nohon'ny asan'izy ireo."