plt_tn/rev/14/06.md

491 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia manomboka mamaritra ny tapany manaraka amin'ny fahitany. Ity no anjely voalohany amin'ireo anjely telo izay manambara fitsarana eto an-tany.

ny firenena, foko, fiteny, ary ny olona rehetra

Izany dia midika fa ny olona avy amin'ny foko rehetra dia ao anatiny. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 5:9.

Fa tonga ny oran'ny fitsarany

Afaka atao matoanteny ny hoe "fitsarany". DH: "ankehitriny no fotoana hitsaran'Andriamanitra ny olona"