plt_tn/rev/14/06.md

12 lines
491 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia manomboka mamaritra ny tapany manaraka amin'ny fahitany. Ity no anjely voalohany amin'ireo anjely telo izay manambara fitsarana eto an-tany.
# ny firenena, foko, fiteny, ary ny olona rehetra
Izany dia midika fa ny olona avy amin'ny foko rehetra dia ao anatiny. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 5:9.
# Fa tonga ny oran'ny fitsarany
Afaka atao matoanteny ny hoe "fitsarany". DH: "ankehitriny no fotoana hitsaran'Andriamanitra ny olona"