plt_tn/rev/14/03.md

1.1 KiB

Nihira hira vaovao ... izy ireo

"Ireo olona 144,000 nihira hira vao." Ity dia manazava ny feo izay ren'i Jaona. DH: "Izany feo izany dia hira vao izay nohirain'izy ireo"

loholona

Izany dia maneho an'ireo loholona efatra amby roapolo manodidina ny seza fiandrianana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 4:4.

tsy nandoto ny tenan'izy ireo tamim-behivavy

Ireo mety ho dikany: 1) "tsy mbola nijangajanga tamin'ny vehivavy mihitsy" na "tsy mbola niray tamin'ny vehivavy mihitsy." Ny mandoto ny tena amin'ny vehivavy dia mety ho marika fanompoan-tsampy.

nihazona ny tenany madio ara-nofo izy ireo

Ireo mety ho dikany: 1) "tsy niray tamin'ny vehivavy izay tsy vadiny izy ireo" na 2) "virjiny izy ireo."

manaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza alehany

Ny manao izay ataon'ny Zanak'ondry dia resahina toy ny hoe manaraka azy. DH: "manao izay rehetra ataon'ny Zanak'ondry izy ireo" na "mankato ny Zanak'ondry izy ireo"

Tsy nisy lainga hita teo amin'ny molotr'izy ireo

Ny "molotr'izy ireo" dia maneho izay lazain'izy ireo. DH: "Tsy mandainga mihitsy izy ireo rehefa miteny"