forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
945 B
Markdown
28 lines
945 B
Markdown
# ny fahefana dia nomena azy
|
|
|
|
Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia nanome fahefana an'ilay bibi-dia"
|
|
|
|
# manerana ny foko, ny olona, ny fiteny, ary ny firenena rehetra
|
|
|
|
Izany dia midika fa ny olona avy amin'ny foko rehetra dia ao anatin'izany. Jereo izay nandikanao ny lisitra ao amin'ny 5:9.
|
|
|
|
# Hiankohoka eo aminy
|
|
|
|
"Hiankohoka eo amin'ilay biby"
|
|
|
|
# ireo izay tsy voasoratra anarana ... ao amin'ny Bokin'ny Fiainana
|
|
|
|
Io fehezanteny io dia manazava kokoa hoe iza eto an-tany no miankohoka eo amin'ilay bibi-dia. Afaka atao hoe: "ireo izay tsy nosoratan'ny Zanak'ondry ny anaran'izy ireo ... ao amin'ny Bokin'ny Fiainana"
|
|
|
|
# nandritran'ny famoronana izao tontolo izao
|
|
|
|
"rehefa namorona an'izao tontolo izao Andriamanitra"
|
|
|
|
# ny Zanak'ondry
|
|
|
|
Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Kristy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 5:6.
|
|
|
|
# izay efa novonoina
|
|
|
|
Afaka atao hoe: "izay efa novonoin'ny olona"
|