plt_tn/rev/13/05.md

662 B

Nomena vava ilay bibi-dia ... Nomena alalana izy

Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanome an'ilay bibi-dia ... Andriamanitra nanome alalana azy"

Nomena vava izay afaka miteny fireharehana sy fitenenan-dratsy ilay bibi-dia

Ny nomena vava dia maneho hoe navela hiteny. DH: "Ilay bibi-dia dia navela hiteny fireharehana sy fitenenan-dratsy"

efatra ambi-efapolo volana

"42 volana"

miteny fitenenan-dratsy

"miteny zavatra tsy manaja momba an'Andriamanitra"

niteny ratsy ny anarany, ny toerana izay honenany ary ireo izay mipetraka ao an-danitra

Ireo fehezanteny ireo dia milaza ny fomba nitenenan'ilay bibi-dia teny ratsy manohitra an'Andriamanitra.