plt_tn/rev/13/05.md

20 lines
662 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nomena vava ilay bibi-dia ... Nomena alalana izy
Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanome an'ilay bibi-dia ... Andriamanitra nanome alalana azy"
# Nomena vava izay afaka miteny fireharehana sy fitenenan-dratsy ilay bibi-dia
Ny nomena vava dia maneho hoe navela hiteny. DH: "Ilay bibi-dia dia navela hiteny fireharehana sy fitenenan-dratsy"
# efatra ambi-efapolo volana
"42 volana"
# miteny fitenenan-dratsy
"miteny zavatra tsy manaja momba an'Andriamanitra"
# niteny ratsy ny anarany, ny toerana izay honenany ary ireo izay mipetraka ao an-danitra
Ireo fehezanteny ireo dia milaza ny fomba nitenenan'ilay bibi-dia teny ratsy manohitra an'Andriamanitra.