plt_tn/rev/12/15.md

864 B

ilay menarana

Ilay menarana izay voatonona ao amin'ny 12:7 io

toy ny renirano

Nikoriana avy ao am-bavany tahaka ny renirano mikoriana ny rano. DH: "rano be dia be"

Nosokafan'ny tany ny vavany ary dia nateliny ny riaka izay navoakan'ny vavan'ilay dragona

Ny tany dia resahina toy ny hoe zavatra velona, ary ny lavaka amin'ny tany dia resahina toy ny hoe misy vava izay afaka misotro ny rano. DH: "Ny lavaka tamin'ny tany nisokatra ary nidina tao amin'ny lavaka ny rano"

dragona

Biby lehibe, biby mandady masiaka, tahaka ny androngo. Ho an'ny vahoaka Jiosy, dia famantarana ny Satana sy ny korontana. Voatonona ho "devoly na Satana" ihany koa ny dragona ao amin'ny andininy 9.

mitana ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy

Ny teny hoe: "fijoroana vavolombelona" dia afaka atao matoanteny. DH: "nanohy nijoro vavolombelona momba an'i Jesosy"