plt_tn/rev/12/15.md

20 lines
864 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ilay menarana
Ilay menarana izay voatonona ao amin'ny 12:7 io
# toy ny renirano
Nikoriana avy ao am-bavany tahaka ny renirano mikoriana ny rano. DH: "rano be dia be"
# Nosokafan'ny tany ny vavany ary dia nateliny ny riaka izay navoakan'ny vavan'ilay dragona
Ny tany dia resahina toy ny hoe zavatra velona, ary ny lavaka amin'ny tany dia resahina toy ny hoe misy vava izay afaka misotro ny rano. DH: "Ny lavaka tamin'ny tany nisokatra ary nidina tao amin'ny lavaka ny rano"
# dragona
Biby lehibe, biby mandady masiaka, tahaka ny androngo. Ho an'ny vahoaka Jiosy, dia famantarana ny Satana sy ny korontana. Voatonona ho "devoly na Satana" ihany koa ny dragona ao amin'ny andininy 9.
# mitana ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy
Ny teny hoe: "fijoroana vavolombelona" dia afaka atao matoanteny. DH: "nanohy nijoro vavolombelona momba an'i Jesosy"