plt_tn/rev/12/03.md

12 lines
361 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia mamaritra an'ilay dragona izay miseho ao amin'ny fahitany.
# dragona
Biby lehibe, biby mandady masiaka, tahaka ny androngo. Ho an'ny vahoaka Jiosy, dia famantarana ny Satana sy ny korontana.
# Ny rambony dia nifaoka ny ampahatelon'ny kintana
"Niaraka tamin'ny rambony no nifaohany ny ampahatelon'ireo kintana"