plt_tn/rev/12/03.md

361 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia mamaritra an'ilay dragona izay miseho ao amin'ny fahitany.

dragona

Biby lehibe, biby mandady masiaka, tahaka ny androngo. Ho an'ny vahoaka Jiosy, dia famantarana ny Satana sy ny korontana.

Ny rambony dia nifaoka ny ampahatelon'ny kintana

"Niaraka tamin'ny rambony no nifaohany ny ampahatelon'ireo kintana"